Categorie: Bemiray
Manomboka mitsoka ny rivo-mangatsiaka mampatsiahy fa tapitra ny andro tsara ho an'izay mbola varimbariana mifety sy maka rivotra. Teo am-pandiovana ireo tavim-boninkazo nilaozan'ny felana nanaingo azy aho no injay reko ny kiririoky ny antso an-tariby. Napetrako haingana ireo tavim-boninkazo...
Tsy maintsy hoe atomboko amin'ny resa-bola hany ity resaka ity! Tadidiko tsara fa i Neny no olona nitakiako vola voalohany. Mahita hanirahana ahy foana mantsy izy : haka fandraofam-pako e, hamafa sotro, hijery any an-dakozia raha mangotraka ny vary , mandroaka ny akoho manilika...
Dia variana fotsiny aho raha naheno ny resaka nifanaovan'ny minisitry ny raharaham-bahiny frantsay tamin'ny mpanao gazety omaly sy afak'omaly maraina : isan'ny nolazainy tamin'izany fa manana tafika matanjaka tokoa i La Frantsa ary ny tafiny no matanjaka indrindra ao amin'ny OTAN miaraka...

Avia vetivety ange ianao raha tsy dia maika loatra e! mba hiaraka hamadibadika kely tsiahy eto isika sy ianao. Hampatsiahy anao zavatra io, dia asa mety hitsiky koa angamba ianao? Dia mety hiteny koa ianao hoe : " Izahay koa ohatr'izany...". Andao ianao ho entiko any...